Vonoina, diovina, andrahoina ary atsoina ny akondro manomboka amin’ny fotoana fanaratoana azy ka hatramin’ny fanodinana azy ho sakafo.Tamin’ny fanadihadiana no nahafantaran’ny mpanao gazety fa nanomboka tamin’ity taona ity dia maro ireo orinasa mpanodina ny akondro ao an-toerana no nampihena ny fanondranana azy ary nivadika ho varotra an-trano maro...
Hamaky bebe kokoa